Fizahan-teny

Ohabolana : embana

Ohabolana 1Maika haninona no mitsoka embana? [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona very saina noho ny hamehana ka manao ny tsy tokony hatao. [1.1]

Fizahan-teny