Fizahan-teny

Ohabolana : endrikendrika

Ohabolana Azon' ny haren-tsy manarana, ka mitafy lamba endrikendrika. [Houlder 1895 #1437, Veyrières 1913 #2422]
Azon' ny haren-tsy nanasatra ka mitafy lamba endrikendrika. [Rinara 1974 #832]
Hanao ahoana hianao : azon' ny haren-tsy manarana ka mitafy lamba endrikendrika. [Rinara 1974 #1265]
Dikanteny frantsay Il n' est pas aussi riche qu' il le voulait et il s' habille de manière à ce qu' on le croie riche. [Veyrières 1913]
Ne possédant pas autant qu' il voudrait, il s' habille de façon à ce qu' on le croie riche. [Houlder 1895]

Fizahan-teny