Fizahan-teny

Ohabolana : fahamaro

Ohabolana 1Tsy ny fahamaroan' ny vorona, fa ny kankafotra mahalala taona. [2.558 #4767]
Tsy ny fahamaron' ny vorona, fa ny kankafotra no famantaran-taona. [2.415 #3157, 2.653]
Tsy ny fahamaron' ny vorona, fa ny taontaonkafa no famantaran-taona. [2.415 #3157]
Tsy ny fahamaron’ ny vorona, fa ny taotaonkafa no famantaran-taona. [2.653]
Dikanteny frantsayCe n'est pas la multitude des oiseaux mais le kankafotra qui est la marque de la saison. [2.414]
Fanazavana frantsayPas n'importe qui, ni n'importe quoi ; le cri du kankafotra annonce qu' il est temps de travailler les rizières. [2.415 #3157]

Ohabolana 2Tsy ny fahamaron' ny olona, fa ny olona iray toa zato. [2.415 #1741, 2.653 #3561]
Dikanteny frantsayCe n' est pas la multitude, mais un homme qui en vaut cent. [2.415 #1741]
Fanazavana frantsayCe n' est pas un homme quelconque. [2.415]

Fizahan-teny