Fizahan-teny

Ohabolana : fanaovana

Ohabolana 1Malahelo amoron-tsena : be sitrapo, fa tsy ampy fanaovana. [2.415 #2512, 2.653]
Malahelo monina amoron-tsena. [2.415]
Malahelo monina amoron-tsena: be sitrapo fa tsy ampy fanaovana. [2.165 #1448, 2.558 #1915, 1.1]
Tovolahy miantsena: be sitra-po, fa tsy ampy fanaovana. [2.653 #3165, 2.974 #231]
Tovolahy miantsena, ka be sitrapo fa tsy ampy fanaovana. [2.558 #4233]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona mahita sy maniry zavatra tsara isankarazany nefa tsy maharaka ny faniriany ny vola ananany, ka mipetraka ho faniriana fotsiny ny fitiavany hanana. [1.1]
Dikanteny frantsayJeune homme au marché : la volonté ne lui fait pas défaut mais ce sont les moyens qui lui manquent pour réaliser ses désirs. [2.415 #1591]
Jeune homme qui va au marché : ce ne sont pas les désirs qui manquent, ce sont les moyens. [2.974 #231]
Pauvre près d' un marché : il a beaucoup de désirs, mais peu de moyens de les réaliser. [2.415 #2512]
Pauvre qui demeure près du bazar : il voit beaucoup de choses qui lui plaisent, mais il ne peut les acheter. [2.415]
Un pauvre demeurant près d' un marché: il a beaucoup de désirs, mais manque de moyens. [2.165]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas être excessif dans ses désirs. [2.415 #1591]
Se disait de ceux qui avaient trop de désirs. [2.415 #2519]
Trop de désirs. [2.415 #2512]

Ohabolana 2Ny fanaovana asa soa tsy mahafaty antoka. [2.415 #2959]
Dikanteny frantsayL' accomplissement du bien ne cause pas de déception. [2.415 #2959]

Ohabolana 3Raha zatra ny rano fanaovana an-tsitrika, aza ny honahona avy no sangisangiana. [2.558 #3684]

Fizahan-teny