Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : fangala-bola | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mitondra adidy, ohatra ny fangala-bola. [Cousins 1871]
Mitondra adidy amin' ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy mangalatra manana adidy, ohatra ny fangala-bola. [Cousins 1871, Houlder 1895]
Tsy mangalatra manana adidy, sahala amin' ny fangala-bola. [Rinara 1974 #293] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui commet le vol le plus grave, c' est celui qui vole de l' argent. [Houlder 1895 #1060] | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |