Fizahan-teny

Ohabolana : fangala-bola

Ohabolana 1Mitondra adidy amy ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [2.653]
Mitondra adidy amin' ny tsy atao, ohatra ny fangala-bola. [2.558]

Ohabolana 2Tsy mangalatra manana adidy, ohatra ny fangala-bola. [2.653, 2.165]
Tsy mangalatra manana adidy, sahala amin' ny fangala-bola. [2.558 #293]
Dikanteny frantsayCelui qui commet le vol le plus grave, c' est celui qui vole de l' argent. [2.165 #1060]

Fizahan-teny