Fizahan-teny

Ohabolana : fitahiana

Ohabolana 1Misakaiza amim-Bazimba malahelo; ka ny akoholahy lany, ny fitahiana tsy misy. [2.165]
Misakaiza amim-Bazimba malahelo : ny fitahiana tsy misy, fa ny akoholahy foana no lany. [2.558]
Misakaiza amim-Bazimba malahelo : ny fitahiana tsy misy, fa ny akoholahy foana no tapa-doha. [2.558]
Dikanteny frantsayAvoir pour ami un Vazimba pauvre: on sacrifie un coq, mais il n' en résulte aucune bénédiction. [2.165]

Fizahan-teny