Fizahan-teny

Ohabolana : harato

Ohabolana 1Aza manao rary harato, mifanakaiky nefa tsy mihaona. [2.558 #559]
Aza manao rary harato, railahy: mifanakaiky, kanefa tsy mihaona. [2.653 #491]

Ohabolana 2Rary harato (isika mirahalahy): mihaona ihany, fa tsy mipaka. [2.653]
Rary harato : mihaona ihany fa tsy mipaka. [2.558 #3720]

Fizahan-teny