Fizahan-teny

Ohabolana : hazera

Ohabolana 1Aingaingain-kazera, ohatra ny famono vato. [2.653]
Aingaingain-kazera sahala amin' ny famono vato. [2.558]

Ohabolana 2Aingaingain-kazera, toy ny fively fandraka. [2.653, 2.165, 2.558]
Dikanteny frantsayQu' on soulève pour le laisser retomber ensuite, comme un maillet (de menuisier). [2.165 #1484]

Ohabolana 3Sariolona an-tanan-jazabodo, ka hindrahindrain-kazera. [2.558]

Fizahan-teny