Fizahan-teny

Ohabolana : helina

Ohabolana 1Manisa be tsy ho any ny tena, tahaka ny vady kelin’ ny mpanan-karena. [2.653]
Manisa be tsy ho an' ny tena ohatra ny vady tokantrano mason' ny mpanan-karena. [1.1]
Manisa be tsy ho an' ny tena, tahaky ny vadikelin' ny mpanan-karena. [2.415 #1426]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona izay tompony tsy mizaka amin' ny zavatra na fananana eo am-pelatanany. [1.1]
Dikanteny frantsayFaire le compte de beaucoup de choses qu'on n' a pas pour soi, comme l' épouse secondaire d' un riche polygame. [2.415 #1426]

Fizahan-teny