Fizahan-teny

Ohabolana : hisatra

Ohabolana 1Efa afa-po toa hisatra aho, ary boboka toa hazondrano. [2.558 #1021]
Efa afa-po toa hisatra aho, efa boboka toa hazondrano. [2.415 #4673, 2.653 #865]
Dikanteny frantsayJ' ai le coeur tiré de satisfaction comme l' écorce de jonc, je suis imbibé et rassasié comme le jonc hazondrano. [2.415]
Fanazavana frantsayParoles de remerciements après un bon repas. [2.415 #4673]

Ohabolana 2Lokanga hisatra. [2.415 #2716]
Lokanga hisatra: tapaka andro nanaovana. [2.653 #1376, 1.1]
Lokanga hisatra, tapaka andro nanaovana azy. [2.558 #129]
Tapaka andro nanaovana toa lokanga hisatra. [1.62]
Fanazavana malagasyEnti-milaza zavatra tsara fa tsy maharitra. [1.1]
Enti-milaza zavatra tsy mateza, tsy maharitra hafiriana rehefa ampiasaina na dia tsara aza ny bikabikany ivelany. [1.62]
Dikanteny frantsayCe qui est beau et agréable est souvent fragile, comme l' instrument de musique que les enfants fabriquent avec l' écorce des joncs et dont ils s' amusent en pinçant les cordes. [2.415]

Ohabolana 3Mahia nohatsaraina toa hisatra. [2.558 #1878]
Tsara mahia toa hisatra. [2.558 #4402]
Tsara mahia, toy ny hisatra. [2.415 #1593, 2.653 #3282]
Dikanteny frantsayBeau dans la maigreur comme les joncs. [2.415 #1593]

Ohabolana 4Ny teny toy ny tory hisatra ka tsy ilaozan' izay manjilatra. [2.558 #3293, 2.653 #2498]
Ny teny toy ny tori-hisatra; ka tsy ilaozan' ny manjilatra. [2.165]
Dikanteny frantsayLes paroles sont comme les cannelures du bois, il s' y produit nécessairement des éclats. [2.165]

Fizahan-teny