Fizahan-teny

Ohabolana : hohony

Ohabolana Boka lavo amin-tsihivitrana ka nambakain' ny hohony. [Rinara 1974 #909]
Boka lavo an-tsihivitrana : ka nambakain' ny hohony. [Veyrières 1913 #1952, Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Lépreux qui tombe sur une natte : ce sont ses ongles qui l' ont trompé. [Veyrières 1913 #1952]
Fanazavana frantsay Plaisanterie ; on appliquait le proverbe à ceux qui étaient eux-mêmes les auteurs de leurs maux. [Veyrières 1913 #1952]

Ohabolana Saka manana ny hohony, amboa manana ny vanginy. [Rinara 1974 #3812]

Fizahan-teny