Fizahan-teny

Ohabolana : iakarana

Ohabolana 1Andriamanitra no hamaly ka ho tonga tohatra hiakaranareo any an-[2.415 #3]
Izay homenareo anie dia anjary tohatra hiakaranareo any an-danitra. [2.415 #3]
Dikanteny frantsayQue Dieu vous récompense et que votre offrande devienne l' escalier qui vous fera monter au ciel. [2.415 #3]
Fanazavana frantsayParoles dites par les lépreux lorsqu' ils demandaient l' aumône. [2.415 #3]

Ohabolana 2Boka milomano : tafita vao ana. (tsy misy hiakarana ny morona). [2.558 #61]
Boka milomano: tafita vao maty. [2.415 #1969, 2.653 #794]
Boka milomano: tafita vao rendrika. [1.1]
Boka nilomano ka tafita vao rendrika. [2.558 #942]
Boka nilomano: tafita vao maty. [2.165 #2036]
Lomano-boka: tafita vao rendrika. [1.1]
Tafita vao rendrika toy ny lomano-boka. [2.558 #3968]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona izay nikezaka sy nifofotra mafy mba hahavita zavatra, nefa efa akaikin' ny ho tonga amin' izay nokendrena vao tsy mahomby (na marary na maty na voan' ny sampona tsy azo anoarana). [1.1]
Enti-milaza zavatra na raharaha mby efa ho vita vao simba na tsy tanteraka, toy ny lomanom-boka izay misosa tsara hatrany, fa rehefa tonga eny amorona vao tsy tafita satria tay afa-mamikitra ny tanany. [1.1]
Dikanteny frantsayLépreux qui nage: il arrive à l'autre bord pour mourir. [2.415 #1969]
Un lépreux nageant (pour traverser une rivière): il meurt après avoir atteint l' autre bord. [2.165]
Fanazavana frantsayParce qu' il ne parvient pas à monter la berge escarpée, manquant de doigts pour saisir les herbes qui lui aideraient à grimper. [2.165]
Se disait des malheureux: le lépreux ne peut pas s'accrocher au rivage pour monter. [2.415 #1969]

Ohabolana 3Lomano-boka, ka izay idonan' ny loha no iakarana. [2.558 #136]

Ohabolana 4Lomanon' ilay jamba, ka izay hidonan' ny loha no hiakarany. [2.165 #2070, 2.415 #2157]
Dikanteny frantsayAveugle qui traverse une rivière à la nage : il montera là où sa tête heurtera. [2.415 #2157]
Un aveugle traversant une rivière à la nage: il montera (la berge) là où sa tête heurtera. [2.165]

Fizahan-teny