Fizahan-teny

Ohabolana : iarenana

Ohabolana 1Raha alakaosy andro mahery izy, dia asorotany hiarenana aho. [2.558 #3547]

Ohabolana 2Solafaka amin' akondro, miarina amam-bahona : ny nianjerana mamy, fa ny niarenana mangidy. [2.558]

Fizahan-teny