Fizahan-teny

Ohabolana : Idada

Ohabolana 1Raha olona iray no tsy tia, hitoto koba aho hatavy, fa raha Idada sy Ineny no tezitra (tsy tia) ifony aho fa diso. [2.558 #3643]

Ohabolana 2Ray ka mahanatranatra, reny ka mahadinidinika, fa lainga raha fitia no miohatra an' Idada sy Ineny. [2.558]

Fizahan-teny