Fizahan-teny

Ohabolana : ifanarahana

Ohabolana 1Ny raharaha no ho lavorary, ny teny ifanarahana. [2.653 #2392]
Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanarahana. [2.415]
Ny raharaha no lavorary, ny teny ifanatrehana. [2.415]
Dikanteny frantsayCe qui rend les affaires bonnes, ce sont les délibérations et les conseils réciproques. [2.415 #3292]

Fizahan-teny