Fizahan-teny

Ohabolana : Ilavatehezana

Ohabolana Tany Imano re no nokekerin' alika fony fahavaratra, ka ambaraka ny efa aty Ilavatehezana avy ankehitriny no malonilony manenjika amboa mba hivaliana faty. [Veyrières 1913 #6384]
Dikanteny frantsay Il a été mordu par un chien dans l'Imano pendant l' été, et à Ilavatehezana maintenant il poursuit les chiens pour se venger. [Veyrières 1913 #6384]
Fanazavana frantsay Il n' oublie pas. [Veyrières 1913 #6384]

Fizahan-teny