Fizahan-teny

Ohabolana : iombonana

Ohabolana 1Andevolahy manao jirik' olona : tsy misoroka ny razana iombonana. [2.415 #518, 2.653 #186]
Ankizilahy nijirik' olona : tsy misoroka ny razana iombonana. [2.558]
Dikanteny frantsayEsclave qui fait le commerce d' esclaves : il n' a pas égard à ce qu' ils ont avec lui des ancêtres communs. [2.415 #518]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui étaient sans pitié pour leurs parents. [2.415 #518]

Ohabolana 2Ariary zato iombonana, ka ny kisoa iray no iadiana. [2.415 #3191]
Ny ariary zato iombonany fa ny kisoa iray iadiany. [2.558 #2906]
Ny ariary zato iombonany, ka ny kisoa iray iadiany. [2.165]
Dikanteny frantsayAvoir cent piastres en commun, et se battre pour un cochon (qui ne valait peut-être guère plus d' une piastre). [2.165 #303]
S'accorder dans le partage de cinq cents francs et se brouiller pour un porc. [2.415 #3191]

Ohabolana 3Kely lamba an-kadilanana ka iombonana amin' ny rivotra. [2.558 #1614]

Ohabolana 4Ny ari-zato iombonany, ny kisoa iray no iadiany. [2.653 #2182]

Ohabolana 5Ny fahafatesana no hetra iombonana amin' ny Andriana. [2.558 #2941]

Ohabolana 6Tanety no iombonana fa ny elatra samy manana ny azy, hoy ny adrisa. [2.558 #4042]

Fizahan-teny