Fizahan-teny

Ohabolana : ivelomana

Ohabolana Nahoana no dia sahisahy foana tahaka ny voalavo, ka tranom--pahavalo no ivelomana ? [Rinara 1974]
Nahoana no dia sahisahy hoatry ny voalavo ka tranom--pahavalo no ivelomana ? [Veyrières 1913 #6313]
Nahoana no dia sahisahy, ohatra ny voalavo, ka tranom--pahavalo no ivelomana ? [Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Pourquoi être téméraire comme le rat qui vit dans la maison de ses ennemis ? [Veyrières 1913 #6313]

Fizahan-teny