Fizahan-teny

Ohabolana : jirika

Ohabolana 1Menatra imaso fa jirika ivoho. [2.558 #146]

Ohabolana 2Mody bado ivelany toy ny jirika. [2.558 #2545]
Mody bado, tahaka ny jiolahy. [2.653 #1938]

Fizahan-teny