Fizahan-teny

Ohabolana : kabaro

Ohabolana 1Hadidisana tsy mahefa kabaro. [1.147 #H5]

Ohabolana 2Kabaron’ a langato : vato ambony, vato ambany. [1.147 #K5]

Ohabolana 3Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [1.147 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [2.165]
Fanazavana malagasyKabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [2.165]

Fizahan-teny