Fizahan-teny

Ohabolana : kabary

Ohabolana 1Arivo teny, zato kabary: faran’ ny teny ifanatrehana. [2.653, 2.165]
Dikanteny frantsayCent discours, mille paroles; la confrontation mettra fin aux disputes. [2.165]

Ohabolana 2Aza manao kabary ambony vavahady. [2.415 #348]
Dikanteny frantsayNe discourez pas à la porte de la ville, pour divulguer les secrets ou fomenter des séditions. [2.415 #348]
Fanazavana frantsayNe troublez pas l'ordre. [2.415 #348]

Ohabolana 3Dovidovy endrika ka tian' ny olona haratsiana ary amboalambo tarehy ka tian' ny kabary hodiavina. [2.558]
Dovidovy endrika, ka tian' ny olona hoharatsina ; ary amboalambo tarehy, ka tian' ny kabary hodiavina. [2.415 #4862, 2.653 #863]
Dikanteny frantsayIl a l' air chétif, aussi aime-t-on à se moquer de lui ; il a l' air d' un aventurier, aussi s' attire-t-il fréquemment des discussions. [2.415 #4862]

Ohabolana 4Fisa-molotra sendra kabary, ka tojo ny sahaza azy. [2.558 #1169]

Ohabolana 5Kabary domboina ve raha ny anay, fa kabary tsy efan-kalady raha anareo. [2.558 #1589]

Ohabolana 6Kabary misy hena ratsy, ka izay mahery vava ihany no amboninjato. [2.165 #1334]
Dikanteny frantsayUne assemblée où il y a de la "mauvaise viande" : celui qui y parle le plus fort devient chef de cent (c.à.d. en aura la plus grosse part). [2.165]
Fanazavana frantsayLe mot "mauvaise viande" , qu'on pourrait aussi appeler "viande du malheur" , n' est pas de la viande de mauvaise qualité, mais désigne la viande distribuée à l' occasion des funérailles. Celui qui prend l' initiative de parler aux gens réunis dans ces occasions, pour les faire mettre en ordre, par exemple, devient l' objet de la considération générale, et on lui donne la meilleure part. [2.165]

Ohabolana 7Kabarin-dRainisalama ka ny sisa manaraka ihany. [2.558 #1586]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa dia lasa, ny sisa manaraka ihany. [2.415 #4432]
Kabarin-dRainisalama : ny lasa momba ny lasa, ny sisa manaraka ihany. [2.415 #4432]
Toy ny kabarin-dRainisalama, ka ny sisa manaraka ihany. [2.558 #4292]
Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa dia lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [2.653]
Toy ny kabarin-dRainisalama: ny lasa momba ny lasa, ary ny sisa manaraka ihany. [2.165 #1258]
Dikanteny frantsayPareil au discours de Rainisalama: ce qui est passé est passé, mais l' avenir nous reste (litt. suivra). [2.165]
Paroles de Rainisalama : ce qui est parti est parti, le reste suivra. [2.415 #4432]
Fanazavana frantsayParoles dites par le débiteur, en payant la partie de la dette qu'il peut payer. On les disait aussi d'une délibération qui devait se poursuivre. [2.415 #4432]

Ohabolana 8Kabarin' ny malahelo : mifilofilo fa tsy maranitra. [2.558 #1587, 2.653 #1219]

Ohabolana 9Kabarin-tsaka : vao miteny dia omeo. [2.558 #1588, 2.653 #1220]

Ohabolana 10Kabary tsy iangarana tsy vita. [2.415 #3579]
Dikanteny frantsayUne affaire en discussion est interminable si on ne penche pas un peu plus d' un côté que de l' autre. [2.415 #3579]

Ohabolana 11Kabary tsy mahavery olona. [2.415 #289]
Dikanteny frantsayAffaires traitées à l' intérieur du palais sont affaires où l' on ne condamne pas à l' esclavage. [2.415 #289]
Fanazavana frantsayOn appliquait ce proverbe aux affaires traitées à l' amiable. [2.415 #289]

Ohabolana 12Kabaro tsy hefaina tsy andoavana andevo antitra. [1.147 #K4]
Kabaro tsy hifaina, tsy andoavana andevo antitra. [2.165]
Fanazavana malagasyKabary tsy efa tsy andoavana andevo antitra. [2.165]

Ohabolana 13Kamboty mihaino kabary : milaza tsy misy mpihaino, manontany tsy ilazan' ny olona. [2.415 #1027, 2.558 #1601, 2.653 #1226]
Dikanteny frantsayOrphelin qui assiste à une réunion où l' on discute : s' il parle, personne ne l' écoute; s' il interroge, personne ne lui répond. [2.415 #1027]
Fanazavana frantsaySe disait des gens sans autorité. [2.415 #1027]

Ohabolana 14Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro. [2.558 #1885]

Ohabolana 15Manao kabarin' Ivonizongo : eo anatrehana tsy mahomby, eny anindran-tany vao miventy. [2.415 #3583]
Dikanteny frantsayDiscours des gens de Vonizongo : en face des grands ils ne réussissent pas, mais en dehors de l'Imerina, ils sont puissants. [2.415 #3583]
Fanazavana frantsayTel qui ne brille pas chez lui peut briller parmi de moins brillants. [2.415 #3583]

Ohabolana 16Moana misintaka : tsy efan-kabary fa rintondrintona ihany. [2.558 #2537]

Ohabolana 17Nataonao dia ho very angaha aho no dia narianao tamin-kabary? [2.165 #1089]
Nataonao ho very angaha aho, no narianao tamin-kabary. [2.653 #2096, 2.415]
Nataonao ho very angaha aho no nariana tamin-kabary? [2.558 #2767]
Dikanteny frantsayEst-ce parce que vous avez cru que je serais abandonné (litt. perdu) que vous m' avez rejeté en public? [2.165]
Tu m' as cru sans doute perdu que tu m' as laissé seul dans l' embarras, sans prendre la parole pour moi ? [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui n' assistaient pas leurs parents dans l' embarras. [2.415]

Ohabolana 18Na tsy hitahy aza ny maty, ranomaso va tsy hirotsaka ? ary na tsy hino aza ny velona, kabary va tsy hatao ? [2.165 #2007, 2.415 #4779]
Na tsy hitahy aza ny maty, ranomaso ve tsy harotsaka! [2.558]
Dikanteny frantsayAlors même que les morts ne vous protégeraient pas, ne faut-il pas pleurer ? alors même que les vivants ne vous croiraient pas, ne faut-il pas parler publiquement ? [2.415 #4779]
Lors même que les morts ne vous béniraient pas n' en faut-il pas moins pleurer? et lors même que les vivants ne croiraient pas à vos paroles, ne faut-il pas moins les proclamer publiquement? [2.165]

Ohabolana 19Ny zanak’ omby tsy ampianari-domano; ny zanak’ Andriana tsy ampianari-mandidy. [2.653 #2531]
Ny zanak’ omby tsy ampianari-domano; ny zanak’ Andriana tsy ampianarin-kabary. [2.653 #2531]
Ny zanak' omby tsy ampianarin-domano. [2.558 #3377]
Ny zanak' omby tsy ampianarin-domano, ny andriana tsy ampianarin-kabary. [2.165 #1614]
Ny zanak' omby tsy ampianarin-domano, ny zanak' andriana tsy ampianari-mandidy. [2.415 #245]
Ny zanak' omby tsy ampianarin-domano, ny zanak' andriana tsy ampianarin-kabary. [2.415 #245, 2.974 #90]
Ny zanak' omby va ampianarin-domano, ary ny andriana ampianarin-kabary? [2.415 #246]
Zanak' Andriana tsy ampianarin-kabary. [2.558 #5081]
Zanak' omby tsy ampianarin-domano. [2.558 #5087]
Zanak’ omby tsy ampianarin-domano ; zanak’ andriana tsy ampianarin-kabary. [2.653 #3761]
Dikanteny frantsayApprend-on aux veaux à nager et aux princes à faire des discours? [2.415 #246]
On n’apprend pas à un veau à nager ni à un jeune prince à discourir. [2.974 #90]
On n' apprend pas aux petits veaux à nager, on n' enseigne pas aux enfants des souverains à commander ni à discourir. [2.415 #245]
On n' enseigne pas à nager à un veau, ni à parler en public à un noble. [2.165]
Fanazavana frantsayCe proverbe montre bien la vertu spéciale que les Malgaches reconnaissaient dans leurs souverains ; on l' appliquait aux qualités naturelles. [2.415 #245]
Il possède un talent oratoire naturel. Bon chien chasse de race. [2.165]
On n' apprend pas aux enfants ce qu' ils tiennent de race. [2.415 #246]

Ohabolana 20Raha revom-potaka, ny rano no manala ; raha revon-teny, ny vava no manala ; raha revon' alahelo, ny havana no itarainana. [2.415 #4814]
Raha revom-potaka, ny rano no manasa ; raha revom-bava, ny harena no manala. [2.415 #4815]
Raha revom-potaka, rano no manadio azy, raha revon-kabary, ny vava no manala azy, raha revon' alahelo, ny havana no itarainana. [2.558 #3649]
Raha revom-potaka, rano no manala ; raha revon-teny, ny vava no manala ; raha revon’ alahelo, ny havana no itarainana. [2.653 #2709, 2.974 #379]
Raha revom-potaka, rano no manala; raha revon-teny, vava no manala; raha revon' alahelo, ny havana no itarainana. [2.165]
Raha revom-potaka, rano no manasa; raha revon-teny, vava no manala; raha revon' alahelo, havana no itarainana. [1.1]
Fanazavana malagasyFitenenana somary ohabolana enti-milaza fotokevitra iray, dia ny hoe: raha misy mahavoa ny tena dia any amin' ny havana no idodododoana. [1.1]
Dikanteny frantsayC’est l’eau qui vous lave de la boue; c’est la réplique qui nous venge des mauvaises langues ; ce sont les parents qui sont le refuge dans l’affliction. [2.974 #379]
Quand on est couvert de boue, on se lave avec de l' eau; quand on s' est attiré des difficultés par son langage, on s' en tire avec des paroles; et quand on est dans la peine (ou le chagrin), c' est à ses amis (ou parents) qu' on s' adresse. [2.165]
Quand on est plein de boue, on se lave avec de l' eau ; quand on s' est mis dans l' embarras par ses paroles, on s' en tire avec des excuses ; quand on est dans le chagrin on se console en racontant ses peines à ses parents. [2.415 #4814]
Si on s' est couvert de boue, on s' en débarrasse avec de l' eau ; si on s' est mis dans l' embarras par son langage, on s' en tire avec de l' argent. [2.415 #4815]

Ohabolana 21Tanan' aolo tsy ilaozam-pandrotrarana ; hadivory tsy ilaozan' ambiaty ; teny maro tsy ilaozan' izay ota. [2.415 #4823, 2.165]
Tanàna haolo, tsy ilaozam-pandrotrarana, hadivory tsy ilaozan' ambiaty, teny maro tsy ilaozan-diso. [2.558]
Tendrombohitra tsy ilaozan' ambiaty, tanàna maro tsy ilaozan' adala, kabary be tsy ilaozan-diso. [2.653 #3072, 1.1]
Fanazavana malagasyEntina miala tsiny ka ilazana fa amin' ny zavatra maro atao tsy maintsy misy izay tsy metimety, misy kilemany. [1.1]
Dikanteny frantsayIl y a nécessairement du chiendent dans un village abandonné, et des buissons d' "ambiaty" dans le fossé circulaire, et des fautes dans beaucoup de paroles. [2.165]
Pas de village abandonné sans chiendent ; pas de fossé sans ambiaty ; pas de nombreuses paroles sans fautes. [2.415]

Ohabolana 22Teny zato, kabary arivo; fa iray ihany no marina. [2.165 #454]
Teny zato, kabary arivo, tokana ihany ny marina []
Dikanteny frantsayCent paroles, mille discours; un seul est vrai. [2.165 #454]

Ohabolana 23Tsy zoin-kabary, ka mitakoko ny androngo, tapa-drambo mirebika dia ny androngo ihany koa. [2.558 #4813]
Tsy zoin-kabary ka mitakoko ny vorondolo; tapa-drambo vao mirebika ny androngo; migadra tenany ihany ny biby. [2.165 #2292]

Ohabolana 24Vava diso tsy mba kabary, fa ny homana aza misy latsaka. [2.558 #4900]

Fizahan-teny