Fizahan-teny

Ohabolana : lahimatoa

Ohabolana Aleo lahy adala zanaka lahimatoa toy izay adala loholona. [Veyrières 1913 #275]
Dikanteny frantsay Mieux vaut un fils aîné insensé que des chefs insensés. [Veyrières 1913 #275]
Fanazavana frantsay Paroles du roi Andrianampoinimerina : un fils aîné insensé peut être rejeté, tandis que des chefs insensés conduisent le royaume à la ruine. [Veyrières 1913 #275]

Ohabolana Very vahatry ny aina, tahaka ny maty zanaka lahi-matoa. [Rinara 1974 #4947]
Very vahin' ny aina toy ny maty zanakalahy matoa. [Veyrières 1913 #8]
Very vahitry ny aina, toy ny maty zanakalahy matoa. [Cousins 1871 #3671]
Dikanteny frantsay Perdre la liane de sa vie comme celui qui perd son fils aîné. [Veyrières 1913 #8]
Fanazavana frantsay Dans le langage figuré la liane verte était le symbole d'un appui solide. [Veyrières 1913 #8]

Fizahan-teny