Fizahan-teny

Ohabolana : lapa

Ohabolana 1Alozy ny teny : aza manao lapa marivo. [2.415 #276]
Aza atao lapa marivo fa alozy ny teny. [2.558 #407]
Dikanteny frantsayFaites passer les affaires par la filière ; n' enjambez pas les degrés pour aller tout droit au souverain, sans passer par les intermédiaires. [2.415 #276]
Fanazavana frantsayMaxime du roi Andrianampoinimerina. [2.415 #276]

Ohabolana 2Aza kilonga mahay lapa: mivoaka, manao halalaka; miditra, manao tsy ho tery. [2.653 #391, 2.415]
Aza kilonga mahay lapa : mivoaka, manao halalaka, miditra, manao tsy ho tery tongotra aman-tanana. [2.558]
Dikanteny frantsayNe soyez pas comme les jeunes familiers du palais : quand ils sortent ils veulent être au large et quand ils rentrent ils ne veulent pas être à l' étroit. [2.415 #1557]
Fanazavana frantsayCe proverbe se disait de la fierté de ces jeunes gens. [2.415 #1557]

Ohabolana 3Aza manao ompikely zatra lapa, ka mitsipi-drora am-pihinanana. [2.558 #554]
Aza manao ompikely zatra ny lapa, ka mitsipi-drora mampihinana Andriana. [2.653 #487]

Ohabolana 4Kely sahy lapa ohatra ny sotrobe. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza izay olona fatra-pihambohambo foana. [1.1]

Fizahan-teny