Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
Ohabolana : lena | ||||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aiza hianao no hahita izay mpantsaka tsy mba ho lena? ary aiza hianao no hahita izay mpisoron' afo tsy mba ho tsemboka? ary aiza hianao no hahita izay mpandeha tsy mba ho sasatra? [Veyrières 1913 #1603] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Où trouverez-vous un porteur d' eau qui ne se mouille pas, un allumeur de feu qui ne soit pas en sueur, un marcheur qui ne soit pas fatigué? [Veyrières 1913 #1603] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ces paroles disaient la certitude qu'une chose arriverait ; les jeunes gens s'en servaient pour dire à une jeune fille qu' elle finirait par se laisser prendre aux sollicitations. [Veyrières 1913 #1603] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Anaovana aro riaka raha maina andro, hialofana raha fahavaratra. [Rinara 1974 #204]
Anaovana aro riaka raha main’ andro: ny tahotry ny ho lena fahavaratra. [Cousins 1871 #164] Ny anaovako aro riaka raha main' andro, ialofako raha fahavaratra. [Rinara 1974 #185] Ny anaovana aro riaka main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Cousins 1871 #2152, Nicol 1935 #224] Ny anaovana aro riaka raha maina andro, tahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Rajemisa 1985] Ny anaovana aro-riaka raha main' andro, matahotra ny ho lena raha fahavaratra. [Houlder 1895 #1267] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fahamalinana sy fitsiniovana ny ho avy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C’est pendant le beau temps qu’on se prémunit contre les ondées de l’orage. [Nicol 1935 #224]
Si l' on construit des digues pendant la saison sèche, c' est parce qu' on craint l' eau qui viendra en été. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dit de toute précaution ou mesure qu' on prend en vue de l' avenir. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ataovy mifikitra Tsy mifikitra | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Miantehitra na miankina amin' ny olona azo antoka. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne faut pas s' appuyer sur une liane sèche, mais sur une liane verte. [Veyrières 1913 #828] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il faut chercher des appuis solides. [Veyrières 1913 #828] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza Aza matahotra fa | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | N' ayez pas peur, la liane à laquelle vous vous tenez n' est pas une liane sèche ; c' est une liane verte et solide. [Veyrières 1913 #805] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par les protecteurs pour assurer qu'ils sont un appui solide. [Veyrières 1913 #805] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza miady ho lohany toa vary lena. [Rinara 1974 #723] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Aza misaosao fa loha valala no laoka. [Rinara 1974 #790]
Aza misaosao, fa tango lena no laoka. [Veyrières 1913 #2423] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne vous prélassez pas dans du linge empesé, car en rentrant chez vous, vous trouverez comme nourriture des ailes et des pattes de sauterelles à enlever. [Veyrières 1913 #2423] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui dépensent beaucoup pour la toilette et n' ont pas ce qui est nécessaire à la vie. [Veyrières 1913 #2423] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Lakana tsy mifidy andriana, fa izay arendriny lena daholo. [Rinara 1974 #1685]
Lakana tsy mifidy andriana, fa izay rendrika lena avokoa. [Veyrières 1913 #291] Lakana tsy mifidy andriana, ka izay rendrika lena avokoa. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La pirogue ne connaît pas les princes : tous ceux qui coulent avec elle, sont mouillés sans exception. [Veyrières 1913 #291]
Une pirogue ne connaît pas le souverain, et quand elle chavire, tous ceux qui y étaient sont mouillés. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Tous les transgresseurs de la loi, alors même qu'ils seraient princes, doivent être punis, car la loi est pour tous. [Veyrières 1913 #291] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Lamban' angidina : nony lena tsy zakany. [Rinara 1974 #1705] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Lany lena, ohatra ny valalan’ ny maro an-drano. [Cousins 1871]
Lany lena, tahaka ny valalan' ny maro an-trano. [Rinara 1974 #1737] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mamabo tena hoatry ny mitoto vary lena : ny an' ny tena ihany, ka iadiam-po ho lany. [Veyrières 1913 #2383]
Mamabo tena, ohatra ny mitoto vary lena: ny any ny tena ihany, ka iadiam-po ho lany. [Cousins 1871] Mamabo tena ohatra ny mitoto vary lena, ny an' ny tena ihany no iadiam-po ho lany. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Se piller soi-même, comme celui qui pile du riz encore humide : c' est votre propre bien que vous vous hâtez d' épuiser. [Veyrières 1913 #2383] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | ||||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Être grands amis quand on est malade; se brûler l' un à l' autre sa maison quand on est en bonne santé. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mandia tany ka lavo, miloloha lanitra ka lena. [Rajemisa 1985]
Mandia tany ka solafaka, miloloha lanitra ka lena. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-manambara na miala tsiny fa na iza na iza tsy maintsy manana ny halemeny noho ny maha-olombelona azy (mivelona eto antany). [Rajemisa 1985]
Enti-milaza fa ny olombelona dia mety diso na mety ho voan-javatra, toy ny aretina, ny voina... [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Milaza ho tsy tia hazandrano, ka mivoky toho lena. [Cousins 1871]
Milaza tsy ho tia hazandrano ka no mivoky toho lena. [Rinara 1974 #2342] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Miloloha lanitra ka lena, mandia tany ka tafintohina. [Rinara 1974 #2346] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mitolona anaty rano ka samy lena. [Houlder 1895 #326, Rinara 1974 #2461]
Mitolona anaty rano : samy lena. [Veyrières 1913 #3495, Cousins 1871 #1873] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lutte à mains plates dans l' eau : les deux combattants sont mouillés. [Veyrières 1913 #3495]
Quand deux se battent dans l' eau, les deux sont mouillés. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des disputes où les deux partis étaient atteints. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mitoto vary lena ka samy miady ho lohany. [Rinara 1974 #2484]
Mitoto vary lena : samy miady ho lohany avokoa. [Cousins 1871 #1891] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Monina ambanin' ny riaka fa tsy lena. [Houlder 1895 #2213] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Demeurer au-dessous d' un torrent et ne pas être mouillé. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Mpantsaka vaky siny: ny siny vaky leoko ihany, fa ity hitondra voro-damba lena mody no tsy toha. [Cousins 1871]
Mpantsaka vaky siny : ny siny vaky leoko ihany, fa ny mitondra voro-damba lena no tsy tanty. [Rinara 1974] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny fifonana no mendriky ny diso, fa mandia tany ka lavo, miloloha lanitra ka lena. [Rinara 1974 #2980]
Ny fifonana re no hatao, fa diso ; fa mandia ny tany, ka lavo ; miloloha ny lanitra, ka lena ; miara-monina aman-kavana, ka diso amim-pihavanana. [Cousins 1871 #2225, Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne nous reste qu' à demander pardon, car nous avons été en faute ; en effet quiconque foule la terre, tombe ; quiconque a le ciel au-dessus de sa tête, se mouille ; quiconque demeure avec des parents, peut faillir contre les devoirs de la parenté. [Veyrières 1913 #6420] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il est humain d'errer, il faut savoir reconnaître sa faute. [Veyrières 1913 #6420] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny olombelona tsy maina fa lena. [Veyrières 1913 #1682, Rinara 1974 #3184, Cousins 1871 #2370] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les hommes ne sont pas secs mais verts comme les plantes. [Veyrières 1913 #1682] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ils sont sujets à des maladies. [Veyrières 1913 #1682] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny olombelona tsy main-tsy lena. [Houlder 1895 #4] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les hommes ne sont ni secs ni mouillés. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C. à. d. ni vraiment bons ni tout à fait mauvais. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Ny tsara sarotro tsy mba lena, ny tsara kiady tsy mba hanin' omby voly. [Veyrières 1913 #820, Cousins 1871] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui qui est muni d' un bon capuchon n' est pas mouillé, celui dont la propriété est protégée par un bon poteau de défense n' a pas ses champs dévastés par les boeufs. [Veyrières 1913] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On n' a rien à craindre quand on possède un bon protecteur. [Veyrières 1913 #820] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tiako tahaky ny voatavo hianao : lena hianao haniko ; maina hianao ataoko zinga ; vaky hianao, ataoko toham-baliha hotendreko eroa | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Je vous aime comme la citrouille : fraîche je vous mange, sèche je fais de vous une tasse à puiser l' eau, cassée je fais de vous un chevalet de guitare pour jouer doucement au bord des routes. [Veyrières 1913 #5142] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles d' amoureux. [Veyrières 1913 #5142] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toto vary lena, ka ny kely no tonga tohany. [Rinara 1974 #285] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Toto vary lena, ka samy miady ho lohany. [Rinara 1974 #286] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy maintsy lena hoatry ny andro ririnina. [Veyrières 1913 #6094]
Tsy maintsy lena tahaka ny andro ririnina. [Rinara 1974] Tsy maintsy lena toy ny andro ririnina. [Houlder 1895 #1270, Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza toetra tsy hita hatao tsara tsy hita hatao ratsy toy ny andro ririnina izay tsy maina mafana no tsy lena mandriaka fa manerika madinika lava. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est comme un jour d' hiver : il n' est ni sec ni humide. [Veyrières 1913 #6094]
Ni sec ni mouillé, comme un jour d'hiver. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Pendant une partie de l' hiver - la saison sèche à Madagascar - il tombe pourtant une fine pluie, la bruine. [Houlder 1895]
Se disait du sage qui se tient dans le juste milieu, ou du médiocre. [Veyrières 1913 #6094] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy mety raha Tsy mety raha | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pourquoi posséder une bougie, et manger dans l’obscurité. [Nicol 1935 #4]
Quand on a des chandelles il ne faut pas manger dans l' obscurité. [Veyrières 1913 #4630] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C'est de l'avarice. Au figuré le proverbe signifie qu' il ne faut pas agir à l' aveuglette quand on peut consulter de bons conseillers. [Veyrières 1913 #4630] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Tsy mety raha manantena rahalahy mahay mandrafitra, ka mitondra ny hazo meloka hatrany an-ala. [Cousins 1871 #3430]
Tsy mety raha manantena rahalahy mahay mandrafitra, ka mivongika hazo lena. [Rinara 1974 #4609] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Valala any an--danitra ka asiako sira, mbola tsy azo ka hoe : hatao tango lena. [Rinara 1974 #4833]
Valala mbola an--danitra ka | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Zavatra mbola tsy eo an-tanana, ka efa voatetika sahady ny hatao azy; be tetika ambony ihany. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Vary lena ka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Vary lena voatoto: ka samy | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Du riz encore mouillé et qu' on vient de piler: tous les grains veulent être les premiers. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Quand on pile du riz encore humide, les grains se brisent tous au lieu de rester entiers et quand on vanne, tous ces menus morceaux sont ou paraissent être les premiers, c. à. d. au-dessus, puis qu' ils sont plus légers; ce proverbe s' emploie pour montrer que ce ne sont pas toujours les meilleurs qui occupent les premières places. [Houlder 1895] | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Voalavo | |||||||||||||||||||||
Ohabolana | Voro-damba | |||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| |||||||||||||||||||||
![]() |