Fizahan-teny

Ohabolana : loharano

Ohabolana Hoatry ny loharano : tovozina tsy ritra, avela mihabe. [Veyrières 1913 #2187]
Loharano : tovozina tsy ritra, avela mihabe. [Nicol 1935 #94]
Ohatra ny loharano: tovozina tsy ritra, avela mihabe. [Cousins 1871]
Ohatra ny loharano : tovozin-tsy ritra, avela mihabe. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay C' est comme une source : on y puise, elle ne tarit pas ; on la laisse, elle augmente. [Veyrières 1913 #2187]
Comme une source : jamais épuisée, toujours féconde. [Nicol 1935 #94]
Fanazavana frantsay Se disait de la prospérité. [Veyrières 1913 #2187]

Ohabolana Ny marina toy ny ketsa an-doharano : tomaratra maraina, mavana hariva. [Rinara 1974]

Ohabolana Ny ony niteraka ny mamba, fa ny loharano niteraka ny ony. [Rinara 1974 #3203]
Ny ony niteraka ny mamba; ny loharano niteraka ny ony. [Houlder 1895 #2247, Veyrières 1913 #303, Cousins 1871 #2386]
Dikanteny frantsay Le fleuve a donné naissance aux caïmans; la source a donné naissance au fleuve. [Houlder 1895]
Le lac a produit un caïman, la source a produit un fleuve. [Veyrières 1913 #303]
Fanazavana frantsay Paroles dites par les descendants du roi Ralambo source des nobles de l' Imerina pour dire qu'ils étaient la source des souverains ; on les appliquait aux richesses. [Veyrières 1913 #303]

Fizahan-teny