Fizahan-teny

Ohabolana : mafaitra

Ohabolana 1Kazaha an-tanan’ olona tsy mba mafaitra. [1.147]

Ohabolana 2Mangidy lany, mafaitra omby tenda. [1.147 #M61]

Fizahan-teny