Fizahan-teny

Ohabolana : mahalena

Ohabolana 1Kolokolo natao tsy ho vary, erikerika natao tsy hahalena : ny kely mba hevero ihany. [2.558 #1660]

Ohabolana 2Trano atsimo sy avaratra: izay tsy mahalena ialofana. [2.653 #3266]
Trano atsimo sy avaratra ka izay tsy mahalena hialofana. [2.558, 1.1]
Trano atsimo sy avaratra: ka izay tsy mahalena ialofana. [2.165 #268]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny fifanampian' ny mpifanolobody rindrina. [1.1]
Dikanteny frantsayUne maison au sud et une au nord (rapprochées l' une de l' autre); on s' abrite sous celle qui ne coule pas. [2.165]

Fizahan-teny