Fizahan-teny

Ohabolana : maharenoka

Ohabolana 1Nojeren-davitra naharenoka, fa nony nihaona : ny iray rombina, ny iray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.558 #2809]
Raha nojeren-davitra toa soa; kanjo nony nakekena: ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra, ka Ramahafohiliaka no anarany. [2.165]

Fizahan-teny