Fizahan-teny

Ohabolana : mahatahy

Ohabolana 1Amboa momba mangaiña, sady tsy mahalany firaña no tsy mitahy miasa. [2.165]
Amboa momba mangarina : sady tsy mahatahy miasa tsy mahalany firana. [1.147 #A49]
Fanazavana malagasyAmboa miaraka amin' ny mpanao toaka: sady tsy mahalany firana no tsy manampy ny mpiasa. [2.165]

Ohabolana 2Ny tenda toy ny razan-dratsy: omem-be, tsy mahatahy; omen-kely, manome tsiny. [2.653]
Ny tenda toy ny razan-dratsy : omem-be tsy mitahy, omen-kely manome tsiny. [2.558 #3274]

Fizahan-teny