Fizahan-teny

Ohabolana : makaka

Ohabolana 1Tsy keliray aho fa iva dia ; tsy banga aho fa makaka nify ; tsy sola aho fa mazava ray. [2.415 #1730, 2.653 #3357]
Tsy keliray aho fa iva dia, tsy banga fa makaka nify, tsy sola fa mazava ray, ka izay niteraka anay nitera-dehilahy. [2.558 #4502]
Dikanteny frantsayJe ne suis pas nain mais court sur pieds ; je ne suis pas édenté mais j' ai les dents espacées ; je ne suis pas chauve mais j' ai le front découvert. [2.415 #1730]
Fanazavana frantsayJe n' ai pas les défauts dont on m'accuse. [2.415 #1730]

Fizahan-teny