Fizahan-teny

Ohabolana : makarakara

Ohabolana Ny azo amin' ny makarakara mivoaka amin' ny loadoaka. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Izay azo amin' ny tsy rariny matetika lany amin' ny tsinontsinona. [Rajemisa 1985]

Ohabolana Novoriana tamin' ny makarakara, ka nitsika (nitete) tamin' ny loadoaka. [Rinara 1974 #182]

Fizahan-teny