Fizahan-teny

Ohabolana : malaka

Ohabolana 1Fatakana manolo-bary : malaka ny fofony. [1.147 #F21]

Ohabolana 2Malaka viavy bevohoka : malaka aretina tsy an-tena. [1.147 #M10]

Ohabolana 3Manambady misengy : malaka laza manokana. [1.147 #M31]

Ohabolana 4Mandano mivalana : malaka ny an-deminy; mandano morika mankatahi-drano. [1.147 #M53]

Ohabolana 5Misango-bary fefika, ka samy malaka ny ho azo. [2.415 #3707, 2.653 #1829]
Dikanteny frantsayQuand on cueille le riz sous l' inondation en coupant les épis, chacun prend ce qu'il peut. [2.415 #3707]

Ohabolana 6Mpamintana nalaim-boay : samy malaka ny tiany. [1.147 #M138]

Ohabolana 7Ranalahy nindaon-drano : malaka ny an-deminy. [1.147 #R18]

Ohabolana 8Voay a Maintinandry : tsy malaka ny madinika. [1.147 #V77]

Fizahan-teny