Fizahan-teny

Ohabolana : mambely

Ohabolana 1Fokafoka nambely olatra : ny azo bitika indraika nahamamo. [1.147 #F38]

Ohabolana 2Mambely voangy tsy manan-tanty : omana am-potony. [1.147 #M74]

Fizahan-teny