Fizahan-teny

Ohabolana : mandina

Ohabolana 1Boka homan-jabora ka ny tanany no mandina aloha. [2.558]
Boka homan-jabora : ny tanany no mihosina aloha. [2.415 #1947, 2.653 #773]
Dikanteny frantsayLépreux qui mange de la graisse : sa main est toute salie avant qu' il ait pu en manger un peu. [2.415 #1947]
Fanazavana frantsayAllusion à ce qu'il n' a plus de doigts. [2.415 #1947]

Ohabolana 2Leferana sy lohalika ka izay mandefitra no mandina. [2.558 #1769]
Lohalika sy leferana: izay mandefitra no mandina. [2.653 #1373, 1.1, 2.415 #5955]
Fanazavana malagasyEntina milaza fa izay mandefitra tian' ny olona noho izay miridiridy manao an-tratreva. [1.1]
Dikanteny frantsayGenou et jarret : c' est celui qui plie qui est lisse. [2.415 #5955]
Fanazavana frantsayLes gens accommodants sont les plus heureux. [2.415 #5955]

Ohabolana 3Lohalika no komavoka : mihenjana, leferana no mandina : mandefitra. [2.558 #122]

Ohabolana 4Razavozavo sy Raerikerika: mandina, miara-mandina; varina, miara-barina. [2.653 #2779]
Razavozavo sy Raerikerika : mandina miara-mandina, vazina miara-bazina. [2.415 #5224, 2.558 #3740]
Dikanteny frantsayRazavozavo et Raerikerika : la bonne et la mauvaise fortune leur sont communes. [2.415 #5224]

Ohabolana : mandina

Ohabolana 1Razavozavo sy Raerikerika: mandina, miara-mandina; varina, miara-barina. [2.653 #2779]
Razavozavo sy Raerikerika : mandina miara-mandina, vazina miara-bazina. [2.415 #5224, 2.558 #3740]
Dikanteny frantsayRazavozavo et Raerikerika : la bonne et la mauvaise fortune leur sont communes. [2.415 #5224]

Fizahan-teny