Fizahan-teny

Ohabolana : mandrairay

Ohabolana 1Ny trosa tahaka ny lay, izay zatra mandrairay azy no ataony fotsy maso. [2.558 #3333]

Ohabolana 2Tsy mangalatra, fa mandrairay. [2.165 #1062, 2.558 #292, 2.653 #3379]
Dikanteny frantsayPas voler, mais prendre un peu. [2.165 #1062]

Fizahan-teny