Fizahan-teny

Ohabolana : manetsetra

Ohabolana 1Kely manina, ka any an-doha no manetsetra. [2.415 #1570, 2.653 #1245]
Kely no manina ka any an-doha no manaintaina. [2.558 #1623]
Lehibe no ho manina, ka tampon-doha no manetsetra. [2.653 #1356]
Lehibe no manina, ka any an-doha no manetsetra. [2.165 #1385]
Lehibe no manina ka any an-tampon-doha no manetsetra. [2.558 #1776]
Dikanteny frantsayJeune homme qui soupire après celle qu' il aime : c' est à la tête qu' il éprouve du malaise. [2.415 #1570]
Quand une grande personne a des regrets, c' est la tête qui éprouve du malaise. [2.165]
Fanazavana frantsayIl n' y a pas de manifestation extérieure. [2.165]

Ohabolana 2Lahy antitr’ Imamo : voky, manetsetra ; noana, fola-damosina. [2.415 #1828, 2.653, 2.558]
Dikanteny frantsayVieillard de l' Imamo : quand il est bien repu il a des frissons, et quand il a faim il a mal à l' échine. [2.415]
Fanazavana frantsayIl n' est bon à rien. [2.415]

Ohabolana 3Raha tsy mahatelina ny manavy, aleo ho an' ny manetsetra. [2.558 #3669]

Ohabolana 4Raha tsy mahomby ny manavy, avelao hohanin’ ny manetsetra. [2.653 #2721]

Fizahan-teny