Fizahan-teny

Ohabolana : manjohy

Ohabolana Hianao kibobo mahay manjohy, izaho amboa mahay mihaza. [Rinara 1974 #1321, Cousins 1871 #1060]

Ohabolana Manontany tsy loza; manjohy tsy antambo. [Houlder 1895 #1162, Cousins 1871 #1626]
Dikanteny frantsay Il n' est pas mal de s' informer, il n' est pas calamiteux de suivre quelqu' un pour savoir. [Houlder 1895 #1162]

Ohabolana Nahoana no be feo toa toloho, nefa manjohy tsy mahasava ahitra ? [Rinara 1974 #2667]

Ohabolana Ny nenina tsy ondry roahina fa amboa manjohy lalana. [Rinara 1974]

Ohabolana Valala manani-jozoro ka manjohy ny efa mahitsy. [Rinara 1974 #4837]

Fizahan-teny