Fizahan-teny

Ohabolana : manome

Ohabolana 1Andriamanitra nanome, fa i Balita no tsy ambinina. [2.558 #218]

Ohabolana 2Aza manao toy ny rafozana jamba, ka aleo hateran-tsira kely toy izay homen-damba tsara. [2.415 #1438, 2.165]
Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny manome sira kely no ankasitrahany. [2.415 #1449]
Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany fa ny manome sira tsaroan' ny lelany no ankasitrahany. [2.558 #130]
Mamangy rafozana jamba, ka ny manome lamba tsy hitany, fa ny nanome sira kely no ankasitrahany. [2.653 #1468]
Rafozana jamba, ka aleony sira ren' ny lelany toy izay lamba tsara. [2.558 #3540]
Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira kely no isaotsaorany. [1.3 #498]
Rafozana jamba: ny manatitra lamba tsy hitany, fa ny manatitra sira no isaotsaorany. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny olona mahatsiaro ny soa kely fa tsy mahatsiaro ny soa lehibe atao azy. [1.1]
Dikanteny frantsayBelle-mère aveugle: si on lui donne un lamba, elle ne voit pas, mais si on lui donne un peu de sel, elle remercie avec effusion [1.3 #498]
Ne faites pas comme une belle-mère aveugle, qui aime mieux qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau lamba. [2.415 #1438]
Ne faites-pas comme une belle-mère aveugle, qui préfère qu' on lui donne un peu de sel plutôt qu' un beau "lamba" . [2.165]
Visitez votre belle-mère aveugle et donnez-lui un lamba, elle ne le voit pas ; donnez-lui un peu de sel, cela lui est agréable. [2.415 #1449]
Fanazavana frantsayComme elle est aveugle, il lui importe peu quelle soit bien mise. [2.165]
Elle ne voit pas le lamba. [2.415 #1438]
Le tout n'est pas de donner, il faut savoir donner ; autre sens : oublier un grand service et se montrer reconnaissant d'un petit service. [2.415 #1449]
Sensible aux petits services, insensible aux grands [1.3 #498]

Ohabolana 3Aza manome fo ny adala. [2.415 #349]
Dikanteny frantsayNe donnez pas du coeur et de l' audace aux insensés pour les exciter à la désobéissance. [2.415]
Fanazavana frantsayParoles de discours royal. [2.415 #349]

Ohabolana 4Aza manome toky an-kamorana fa manary an-katerena. [2.558]
Aza manome toky an-kamorana, ka manary an-kasarotana. [2.165 #530, 2.653 #587]
Dikanteny frantsayNe faites pas de belles promesses à quelqu' un quand tout va bien pour l' abandonner quand les difficultés surviennent. [2.165]

Ohabolana 5Aza manome tsiny ny havana fa ny vitanao no tadidio. [2.558 #694]

Ohabolana 6Aza manome vato hatoraka ny tena. [2.653 #585, 2.974 #256]
Dikanteny frantsayNe pas offrir une pierre qui peut vous être jetée. [2.974 #256]

Ohabolana 7Aza manome voan-dambo. [2.558 #695]
Aza manome voan-dambo ny sasany. [2.653 #588]

Ohabolana 8Aza manome vohony. [2.415 #4913]
Aza milaza vohony. [2.415 #4914]
Dikanteny frantsayNe dites pas l' envers. [2.415 #4914]
Ne présentez pas le revers d'une natte. [2.415 #4913]
Fanazavana frantsayNe trompez pas. [2.415 #4981]

Ohabolana 9Dedaka maty ondry, nefa tsy manome rafozana. [2.415 #1441, 2.558 #971, 2.653 #829]
Dikanteny frantsayFanfaron qui se vante d' avoir une brebis morte, et il ne donne pas de la viande de cette brebis à ses beaux-parents. [2.415 #1441]
Fanazavana frantsayIl n'a qu' à garder le silence s' il ne veut pas donner. [2.415 #1441]

Ohabolana 10Didimaso miantsena, ka manome sakafo ny lalitra. [2.165 #2044]
Dikanteny frantsayUn chassieux s' en allant au marché, il donne à manger aux mouches. [2.165]

Ohabolana 11Drakidraky be tsy mamàna : manome safoitra ny akoho. [1.147 #D15]

Ohabolana 12Irery tena manan-tsoavaly : sady mitaingina no mamahy. [2.653 #1144]
Irery tena manan-tsoavaly : sady mitaingina no manome hanina azy. [2.558 #1444]

Ohabolana 13Jereo ny atao vao manome tsiny. [2.415 #6504]
Dikanteny frantsayExaminez bien avant de censurer, et regardez-vous vous-même. [2.415 #6504]

Ohabolana 14Misao-bady tanora ka manome zara ny sasany. [2.165 #1833, 2.558 #2403]
Misao-bady tanora : manome zara ny sasany. [2.415 #1382, 2.653 #1830]
Dikanteny frantsayCelui qui divorce une femme jeune fait le bonheur d' un autre. [2.165]
Répudier une femme jeune c' est faire le bonheur d' un autre. [2.415 #1382]
Fanazavana frantsayC.à.d. de l'homme qui épousera cette femme. [2.165]
De celui qui aura ainsi la possibilité de l' épouser. [2.415 #1382]

Ohabolana 15Nanome zara ny andilam-polaka ny vary lavo. [1.147 #N11]

Ohabolana 16Ny tenda toy ny razan-dratsy: omem-be, tsy mahatahy; omen-kely, manome tsiny. [2.653]
Ny tenda toy ny razan-dratsy : omem-be tsy mitahy, omen-kely manome tsiny. [2.558 #3274]

Ohabolana 17Ondrilahy diso ketsa, ka izay sahy no manome lasiventy. [2.558 #3451]
Toy ny ondrilahy diso ketsa, ka izay sahy manome lasiventy. [2.165 #1278]
Toy ny ondrilahy diso ketsa, ka izay sahy no manome lasiventy. [2.415 #3149]
Dikanteny frantsayC' est comme un mouton qui a manqué l' époque du repiquage : celui qui en donne le plus, offre quatre-vingt-dix centimes. [2.415 #3149]
Pareil au mouton qui a manqué le moment du repiquage: celui qui en offre le plus en donne quatre-vingt-dix centimes. [2.165]
Fanazavana frantsayA l' époque du repiquage on tuait un mouton pour la nourriture des ouvriers. [2.415 #3149]
Pour la nourriture des gens occupés au repiquage, on tuait souvent un mouton; une fois ce moment passé, les moutons ne se vendaient plus. [2.165]

Fizahan-teny