Fizahan-teny

Ohabolana : marevaka

Ohabolana 1Izahay, na tsy sada aza, marevaka. [2.415 #2432, 2.558 #1458, 2.653 #1156]
Dikanteny frantsayNous, sans être tachetés, nous avons de la beauté. [2.415 #2432]
Fanazavana frantsaySe disait de la beauté naturelle et sans parure. [2.415 #2432]

Fizahan-teny