Fizahan-teny

Ohabolana : Masombika

Ohabolana 1Masombika manambady hova: ñy traño, iraisana, fa ñy zaka, samby hafa. [2.165]
Masombika nanambady Hova : ny trano iraisana fa ny fizakana samy hafa. [1.147 #M90]
Fanazavana malagasyMasombika (zazamanga) manambady Hova: ny trano no iraisana, fa ny fiteny samy hafa. [2.165]

Fizahan-teny