Fizahan-teny

Ohabolana : matso

Ohabolana 1Bingo manao matso ka misalovana ny anjaran' ny sasany. [2.165 #2063, 2.415 #3245, 2.558 #902, 2.653 #771, 1.1]
Bingo manao matso ka misalovana ny an' ny sasany. [1.1]
Bingo manao matso, ka misalovana ny hanaovan' ny sasany. [2.415 #3245, 1.3]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo manembantsembana ny ataon' ny hafa. [1.1]
Ny olona tsy mahay nefa miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany dia tsy manao afa-tsy ny manimba zavatra fotsiny. [1.1]
Dikanteny frantsaySe mêler de ce qui n' est pas à sa portée, comme un bancal qui se met en ligne pour passer la revue. [1.3 #81]
Se mêler de ce qui n' est pas à sa portée et qui regarde les autres, c' est faire comme un bancal qui fait l' exercice. [2.415 #3245]
Un bancal voulant passer une revue ne fait qu' embarrasser les autres. [2.165 #2063]
Fanazavana frantsayLe bancal à l' exercice gêne les autres. [2.415 #3245]

Ohabolana 2Matso kaody : mamarina dia lasa. [2.558 #2214, 2.653 #1691]

Fizahan-teny