Fizahan-teny

Ohabolana : melo-batana

Ohabolana 1Tsy misy melo-batana, fa izay melo-bava no meloka. [2.165 #1080]
Tsy misy melo-batana, fa ny melo-bava no maro. [2.558 #305]
Tsy misy melo-batana, fa ny melo-bava no melo-batana. [2.653 #3537]
Dikanteny frantsayPersonne n' est coupable par son corps, mais c' est celui qui est coupable en paroles qui est coupable. [2.165 #1080]

Fizahan-teny