Fizahan-teny

Ohabolana : miakatra

Ohabolana 1Aleo eranambatry " manomboa " toy izay ariary zato " aza manombo " . [2.415 #698]
Aleo eranambatry mitombo, toy izay ariary tsy miakatra. [2.558 #110]
Aleo eranambatry mitombo, toy izay ariary tsy mitombo. [2.165 #763]
Aleo ny eranambatry "manomboa," toy izay ariary "aza manombo". [2.415 #4265, 2.653 #109]
Dikanteny frantsayIl vaut mieux avoir un sou qui augmente (ou rapporte) qu' une piastre qui n' augmente pas (ou ne rapporte rien). [2.165 #763]
Mieux vaut la soixante-douzième partie d' une piastre bien acquise et qui peut prospérer, que cent piastres mal acquises et chargées de malédictions. [2.415 #698]
Mieux vaut la soixante-douzième partie d' une piastre bien acquise et qu' on peut faire fructifier, qu' une piastre entière mal acquise et qu' il est interdit de faire fructifier. [2.415 #4265]
Fanazavana frantsayPetite somme bien acquise. Vaut mieux que grands biens mal acquis et auxquels s'attache comme une malédiction. [2.415 #4265]
Se disait de ceux qui prenaient injustement le bien d'autrui. [2.415 #698]

Ohabolana 2Aza malahelo maty voalavo fa ny any an-kady mbola hiakatra. [2.558 #469]
Aza mba malahelo maty voalavo, fa mbola hiakatra ny any an-tsaha. [2.558 #715]

Ohabolana 3Aza manantena lambo hiakatra, ka tsy midina any an-ala. [2.165 #693]
Manantena lambo biakatra, ka tsy midina any an-ala. [2.653 #1517]
Manantena lambo hiakatra, ka tsy midina any an' ala. [2.415 #5855]
Nanantena lambo hiakatra ka tsy nidina an' ala. [2.558 #2741]
Dikanteny frantsayIl attend que le sanglier vienne, au lieu de descendre le chercher dans la forêt. [2.415 #5855]
N' espérez pas voir le sanglier monter tout seul vers vous, alors que vous ne voulez pas aller dans la forêt (pour l' y chasser). [2.165]
Fanazavana frantsayProverbe analogue au français : attendre que les cailles rôties tombent dans la bouche. [2.415 #5855]

Ohabolana 4Aza manao fitia paraky, ka hatreo am-bava no ho miakatra ihany. [2.165 #205]
Dikanteny frantsayQue votre amitié ne soit pas comme celle qu' on a pour le tabac à chiquer, et qui ne va pas plus bas que la bouche (car on ne l' avale pas). [2.165]

Ohabolana 5Aza manao kobaka am-bava sy volana hatenda, hatreo no ho miakatra ihany. [2.165 #538]
Kobaka am-bava sy volana an-tenda : ka hatretsy no miakatra ihany. [2.558 #112]
Kobaka am-bava sy volana hatenda. [1.1]
Kobaka am-bava, volana an-tenda: hatreo no ho miakatra. [2.653 #1279]
Kobaka am-bava, volana hatenda : hatretsy no ho miakatra ihany. [2.415 #4920]
Dikanteny frantsayAgitation de paroles, paroles jusqu' au gosier : ça ne monte que jusque-là. [2.415 #4920]
N' usez pas de paroles flatteuses et de belles promesses qui n' engagent à rien. [2.165]
Fanazavana frantsayEn disant ce proverbe on faisait le geste indiquant la hauteur du gosier ; se disait des flatteries et bonnes paroles sans exécution. [2.415 #4920]

Ohabolana 6Aza miakatra ho rahona ka mihelin-ko zavona. [2.165 #844, 2.558 #725]
Dikanteny frantsayNe montez pas comme un nuage pour vous dissiper en brouillard. [2.165 #844]

Ohabolana 7Fanangan-kena : midina mahazo ny tratrany, miakatra mahazo ny trafony. [2.558 #1087, 2.653 #913]
Fanangan-kena: midina, mahazo ny tratrany; mitraka, mahazo ny trafony. [2.165 #2209]
Dikanteny frantsayLa chair qui entoure l' omoplate (d' un bœuf): si on coupe au-dessous, on touche au poitrail; et si on coupe au-dessus, on touche à sa bosse. [2.165]
Fanazavana frantsayCette chair se trouve entre deux parties de bonne qualité et ainsi elle est aussi de bonne qualité. [2.165]

Ohabolana 8Ingorifotsy manjono, ka raha tsy miakatra, dia hidinako. [2.653 #1139]
Ingorifotsy nanjono : Raha tsy miakatra dia hidinako. [2.558 #1438]
Rafotsibe manjono : rehefa tsy miakatra idinany. [2.558 #3512]
Rafotsibe nanjono: rehefa tsy miakatra, dia irobohany. [2.415 #1916, 2.653 #2618]
Randranobe nanjono : "raha tsy miakatra, hidinako" . [2.415 #1926]
Dikanteny frantsayRandranobe, la vieille qui pêche à l' appât : si le poisson ne monte pas, dit-elle, c' est moi qui descendrai. [2.415 #1926]
Vieille qui pêche à l' appât : si les poissons ne montent pas, dit-elle, j' entre dans l' eau. [2.415 #1916]
Fanazavana frantsaySe disait des gens têtus, de ceux qui s'acharnent à une chose. [2.415 #1916]

Ohabolana 9Lomano-boka : ny midina azoazo ihany, fa ny miakatra no ady mafana. [2.558 #137]

Ohabolana 10Matoa manandrana, dia homana, matoa manohatra, dia miakatra. [2.558 #2183, 2.653 #1680]

Ohabolana 11Midonanaka foana, toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho nandray jono, tsy amalona nandray azy. [2.165 #972, 2.415 #5917]
Midonanaka toa an' ilay nanjono an-tatatra : tsy toho miakatra, tsy amalona nanohina. [2.558 #2290]
Dikanteny frantsayPerdre le temps, comme celui qui pêche dans une rigole : rien n' a mordu, ni poisson, ni anguille. [2.415 #5917]
Perdre son temps, comme celui qui pêchait dans une rigole: ni "toho" ni anguille n' a voulu mordre. [2.165 #972]

Ohabolana 12Niakatra ho rahona, ka vao hidin-ko zavona. [2.974 #106]
Dikanteny frantsayNuage haut placé, il est descendu au rang des brouillards. [2.974 #106]

Ohabolana 13Ny amberivatry tsy midina Imamo ary ny tapia tsy miakatra Imerina. [2.558 #2860]
Tapia tsy miakatra Imerina, amberivatry tsy midina Imamo. [2.415 #333, 2.653 #3042, 2.165]
Dikanteny frantsayLe tapia ne monte pas à Tananarive et l'ambrevade ne descend pas dans l' Imamo. [2.415 #333]
Le tapia ne monte pas en Imerina; l' ambrevade ne descend pas en Imamo. [2.165]
Fanazavana frantsayLe "tapia" et l' ambrevade sont deux arbustes dont on emploie les feuilles pour la nourriture des vers à soie; leurs fruits sont aussi comestibles. L' un et l'autre, d' après ce proverbe, ont un habitat bien déterminé. [2.165]
Paroles du roi d' Ambohibeloma, Andriampoetsakarivo, au roi Andrianampoinimerina pour lui signifier que chacun doit rester chez soi : le tapia qui sert de nourriture au ver à soie et qu' on cultive dans l' Imamo ne pousse pas à Tananarive ; mais dans l' Imerina il y a beaucoup d' ambrevades ; pour faire mentir les paroles du roi d' Ambohibeloma celui de Tananarive planta un tapia près de son palais ; l'arbre poussa, mais ne donna pas de fruits et mourut bientôt. [2.415 #333]

Ohabolana 14Ny donak' afo no samy miakatra fa ny tompony no mahalala ny ao am-bilany. [2.558 #2935]

Ohabolana 15Ny olona mbola tsy teto Antananarivo, raha vao miakatra voalohany eto, dia mikandrakandra be ihany [1.10 #K.65]

Ohabolana 16Ny rano tsy mandà midina; ny setroka tsy mandà miakatra. [2.165]
Dikanteny frantsayL' eau ne refuse pas de descendre, ni la fumée, de monter. [2.165]

Ohabolana 17Omby miakatra antoandro, ka mikaroka voly horaotina. [2.415 #4562, 2.653 #2554]
Omby miakatra antoandro, ka mitady voly horaotina. [2.558 #3440]
Dikanteny frantsayBoeufs rentrés au village trop tôt : ils cherchent des plantations à brouter. [2.415]
Fanazavana frantsayIls n' ont pas eu leur compte. [2.415 #4562]

Ohabolana 18Sodi-drofian-dRainilaizafy : midina, lany vola folo ; miakatra, lany fatotra amam-pondrana. [2.415 #2406, 2.653 #2913]
Sodin-drofian-dRainilaizafy : midina lany vola folo, miakatra, lany fatotra amam-pondrana. [2.165 #2288, 2.558]
Dikanteny frantsayIl se ruine et fait de mauvaises affaires. [2.415 #2406]
Fanazavana frantsayRainilaizafy détache les fibres de raphia : en descendant sur la côte il dépense deux piastres et demie, et en remontant il épuise tout l' indigo et la teinture que donne la souche du bananier. [2.415 #2406]

Ohabolana 19Tsy mety rehefa niakatra ho rahona, ka vao hidin-ko zavona. [2.653 #3500]
Tsy mety rehefa niakatra ho rahona, ka vao hiverin-ko zavona. [2.415 #3081]
Dikanteny frantsayLorsqu' on s' est élevé pour être un nuage, il ne convient pas de revenir pour être brouillard. [2.415 #3081]
Fanazavana frantsayIl ne faut pas s' abaisser, s'avilir. [2.415 #3081]

Ohabolana 20Vary iray no nafafy, ka vary zato no miakatra. [2.165 #665]
Vary iray no nafafy, ka vary zato no niakatra. [2.653 #3618, 2.974 #237]
Dikanteny frantsayOn a semé une (grande) mesure de riz, et on en a récolté cent. [2.165]
Riz semé dont la récolte donne cent pour un. [2.974 #237]

Ohabolana 21Vavy antitra maka kitay : midina, manahy ny tsy hahazo; miakatra, manahy ny tsy hahazaka. [2.653 #3647]
Vavy antitra maka kitay : midina manahy ny tsy hahazo, miakatra manahy tsy hahazaka. [2.558 #316]

Ohabolana 22Viavy hadirano : miakatra tsy amin’ entana. [1.147 #V49]

Fizahan-teny