Fizahan-teny

Ohabolana : mianjonanjona

Ohabolana 1Aza mianjonanjona toy ny akoho mihinam-biby. [2.165 #836]
Mianjonanjona toy ny akoho nihinam-bitsika. [2.558]
Mianjonanjona toy ny akoho nitelim-biby. [2.558]
Dikanteny frantsayNe vous en croyez pas comme une poule qui a attrapé un insecte. [2.165]

Ohabolana 2Be anjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona ohatra ny anti-dahy voan-kanina. [2.558]
Mianjonanjona toa anti-dahy voan-kanina. [2.415 #1837]
Mianjonanjona, toy ny anti-dahy voan-kanina. [2.653 #1726]
Dikanteny frantsayFier mais embarrassé comme le vieillard qui est bien repu. [2.415 #1837]

Fizahan-teny