Fizahan-teny

Ohabolana : midodododo

Ohabolana 1Aza dia midodododo mihazakazaka, kanjo hilaza ratsy ny sasany. [2.165 #570, 2.558 #441]
Tsy mety raha midodododo mihazakazaka, kanjo hilaza ratsy ny sasany. [2.415 #4896, 2.558 #4643, 2.653 #3460]
Dikanteny frantsayNe soyez pas pressé de courir pour aller dire du mal des autres. [2.165]
S' empresser et courir, alors que c' est pour dénigrer les autres, cela ne convient pas. [2.415]

Ohabolana 2Midodododo amin-doza, ohatra ny omby hatao afana. [2.653]
Midodododo amin-doza tahaka ny omby hatao afana. [2.558 #2289]
Midodododo ohatra ny omby atao afana. [2.165]
Dikanteny frantsayCourir comme un boeuf qu' on va tuer pour les funérailles. Courir à son malheur. [2.165]

Fizahan-teny