Fizahan-teny

Ohabolana : midrahodraho

Ohabolana 1Aza midrahodraho tahaka ny Zanakalondrano. [2.558 #735]
Aza midrahodraho, toy ny Zanakalondrano. [2.653 #607]
Midrahodraho toy ny Zanakalondrano. [2.415 #2089]
Dikanteny frantsayLourd et niais comme les Zanakalondrano. [2.415 #2089]
Fanazavana frantsayC'était une caste peu civilisée. [2.415 #2089]

Fizahan-teny