Fizahan-teny

Ohabolana : mifandimby

Ohabolana 1Kodiaran-tsarety ny fiainana ka mifandimby ambony sy ambany. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza fa ny fiainana eto an-tany dia tsy misy toerana raikitra fa miovaova mifandimbindimby ka ny ambony mbola mety ho ambany ary ny ambany mbola mety ho ambony. [1.1]

Ohabolana 2Ny olombelona voatr' ampangoro ka mifamadibadika ambony sy ambany. [2.558 #3185]
Ny olombelona voatr' ampangoro, ka mifandimby ambony sy ambany. [2.165 #5]
Ny olombelona voatr’ ampangoro: mifandimby ambony sy ambany. [2.653 #2372, 2.974 #472]
Voatr' ampangoro ny olombelona, ka mifandimby ambony sy ambany : zokiny anio, zandriny rahampitso, fa Andriamanitra no misahala. [2.415 #2758]
Voatr' ampangoro ny olona, ka mifandimby ambany sy ambony : zokiny anio, zandriny rahampitso, fa Andriamanitra no misahala. [2.415 #2758]
Dikanteny frantsayIl en est des hommes comme du riz cuit qu'on retire de la marmite : ce qui était dessus passe dessous, et ce qui était dessous passe dessus ; tel est grand aujourd'hui qui sera petit demain : Dieu égalise et donne à chacun ce qui lui revient. [2.415 #2758]
Les hommes ressemblent au riz cuit qu’on tire de la marmite : ce qui était dessus passe dessous, et inversement. [2.974 #472]
Les hommes sont comme le riz qui bout dans la marmite, ils sont tantôt en haut, tantôt en bas. [2.165 #5]

Fizahan-teny