Fizahan-teny

Ohabolana : mifanentana

Ohabolana Mpijoko voajoko ka sendra ny valiny mifanentana (antonona azy). [Rinara 1974 #2617]

Ohabolana Vary sosoa nilaofan-kitoza, ka tsy soa fa mifanentana. [Rinara 1974]

Fizahan-teny