Fizahan-teny

Ohabolana : mihalohalo

Ohabolana 1Mihalohalo toa voanjo am-bavan' antitra : tsy midina ho tohan' aina, tsy mitsipika ho an' ny akoho. [2.558]

Ohabolana 2Ny vao mihalohalo ao an-tendany aza fantatra, ka indrindra fa ny tenenin' ny vavany. [2.558 #3356]
Ny vao mihalohalo ao an-tratrany aza fantatra, ka indrindra fa ny efa aloaky ny vavany. [2.653 #2467]

Fizahan-teny